FJKM RENNES LAVAL

Synodamparitany Vatofehizoro Ampitandranomasina faha 37

Aller au contenu
  • ACCUEIL
  • FJKM
    • TANTARAN’NY FJKM
    • Foto-pinoana FJKM / Doctrine
  • FJKM RENNES LAVAL
    • Tantara / Historique
    • Fitokanana / Inauguration
    • BIRAO / BUREAU
  • TENY FIAINANA / SAINTES ÉCRITURES
  • SAMPANA / BRANCHES
    • Sekoly Alahady/École du Dimanche
    • STK / Jeunes Chrétiens
    • SLK / Hommes Chrétiens
    • DORKASY / DORCAS
    • Sampanasa AFF
    • FiMpi-Z
  • SARY / PHOTOS
  • ROHY / LIENS

« Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra ! Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa. » Isaia 45 : 22 « Tournez-vous vers moi, et vous serez sauvés, Vous tous qui êtes aux extrémités de la terre ! Car je suis Dieu, et il n’y en a point d’autre.  » Esaïe 45 : 22

14 août 201829 avril 2026fjkmrl
 
 

Am-pitiavana no andraisana anao mitsidika ity tranon-kalan’ny FJKM Rennes Laval ity. Bienvenue sur le site de l’Église FJKM Rennes Laval

Dimanche 4 Octobre 2026 à 11h : Culte avec Sainte Cène à Rennes

12 novembre 201430 septembre 2026fjkmrl

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

amin’ny 11 ora maraina

19 boulevard Marbeuf

35000 RENNES

arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

13 Commentaires

Dimanche 11 Octobre 2026 à 11h : Culte à Laval

12 novembre 20142 octobre 2026fjkmrl

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

amin’ny 11 ora maraina

 Place Saint Paul

53000 LAVAL

Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

2 Commentaires

Dimanche 18 Octobre 2026 à 11h : Culte à Rennes

12 novembre 201430 septembre 2026fjkmrl

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

amin’ny 11 ora maraina

 19 boulevard Marbeuf

35000 RENNES

Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

10 Commentaires

Dimanche 25 Octobre 2026 à 10h30 : Culte commun EPUdF Lorient et FJKM Rennes Laval avec Sainte Cène à Lorient

11 novembre 201430 septembre 2026fjkmrl

 

FANOMPOAM-PIVAVAHANA IOMBONANA

EPUdF Lorient sy FJKM Rennes Laval

Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

10 ora sy sasany maraina 

23 Boulevard de l’eau courante

56100 LORIENT

arahina fialana hetaheta am-pirahaliana

                             

 

 

8 Commentaires

STK FJKM RENNES LAVAL

10 novembre 201426 février 2026fjkmrl

8 Commentaires

let-us-pursue-peace

MIVAVAHA MANDRAKARIVA

Manoloana ny ady atrehina dia

1. Itafio avokoa ireo fiadiana nomen’ny Tompo (and 11-17)

« Tafio avokoa ny fiadian’Andriamanitra » (and 11a).

Ireto avy izany : ny fahamarinana ho fehin-kibo, izany hoe miaina amin’ny fahitsiana sy ny fahamarinana, manao ny rariny ho fiarovan-tratra, ny Filazantsara ho kiraro, izany hoe ho vonona mandrakariva hitory sy hiaina ny Filazantsara, ny finoana ho ampinga ka izaný no hanoherana ny zana-tsipika mirehitra ataon’i Satana toy ny fisalasalana sy ny tahotra, ny famonjena ho fiarovan-doha, ny Tenin’Andriamanitra ho sabatry ny fanahy...hamaky ny tohiny

TSY HO ELA...AZA HADINO

Dimanche 4 Octobre 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES

  • 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 11 ora maraina: Fanompoam-pivavahana, Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
  • arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

Dimanche 11 Octobre 2026 : Place Saint Paul 53000 LAVAL

  • 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 11 ora maraina: Fanompoam-pivavahana
  • arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

Dimanche 18 Octobre 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES

  • 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 11 ora maraina: Fanompoam-pivavahana
  • arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

Dimanche 25 Octobre 2026 : 23 Boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT

  • 10 ora 30 maraina :  Fanompoam-pivavahana iombonana  amin'ny EPUdF Lorient, Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
  • arahina fialana hetaheta am-pirahalahiana hifampizarana
Fièrement propulsé par WordPress | Thème Radiate par ThemeGrill. Traduit par Wp Trads