Dimanche 18 Octobre 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora maraina: Fanompoam-pivavahana
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 25 Octobre 2026 : 23 Boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT
- 10 ora 30 maraina : Fanompoam-pivavahana iombonana amin'ny EPUdF Lorient, Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- arahina fialana hetaheta am-pirahalahiana hifampizarana