FJKM RENNES LAVAL

Synodamparitany Vatofehizoro Ampitandranomasina faha 37

Aller au contenu
  • ACCUEIL
  • FJKM
    • TANTARAN’NY FJKM
    • Foto-pinoana FJKM / Doctrine
  • FJKM RENNES LAVAL
    • Tantara / Historique
    • Fitokanana / Inauguration
    • BIRAO / BUREAU
  • SAMPANA / SECTIONS
    • SEKOLY ALAHADY / École du Dimanche
    • STK / Jeunes Chrétiens
    • SLK / Hommes Chrétiens
    • DORKASY / DORCAS
  • TENY FIAINANA / SAINTES ÉCRITURES
  • SARY / PHOTOS
  • ROHY / LIENS
  • HIFANORATRA / CONTACT

Dimanche 7 Août 2022 : Culte à Rennes

12 novembre 20148 août 2022fjkmrl

Navigation Article

← Dimanche 14 Août 2022 : Culte à Laval
Am-pitiavana no andraisana anao mitsidika ity tranon-kalan’ny FJKM Rennes Laval ity. Bienvenue sur le site de l’Église FJKM Rennes Laval →

Synodamparitany Vatofehizoro
Ampitandranomasina faha 37

let-us-pursue-peace

TANO MAFY NY FINOANA

1 TIMOTY 1 : 12-17

Anankiray amin’ny soratr’i Paoly Apostoly izay antsoina hoe : « Epistily Pastoraly » ity nosoratany ho an’i Timoty ity, mitari-dàlana, manoro hevitra ary mampahery ity farany eo anatrehan’ny anjara fanompoana miandry azy...hamaky ny tohiny

TSY HO ELA...AZA HADINO

Dimanche 7 août 2022 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo  amin’ny 10 ora sy sasany maraina, 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
Arahina fivarotana barquettes hanentanana antsika rehetra.

Dimanche 14 août 2022 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo amin’ny 10 ora sy sasany maraina, Place Saint Paul 53000 LAVAL
Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana.

Dimanche 21 août 2022 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA  amin’ny 10 ora sy sasany maraina, 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana (sakafo tsy ilana fanafanana).

Dimanche 28 août 2022 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA  amin’ny 10 ora sy sasany maraina, Place Saint Paul 53000 LAVAL
Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana.

Fièrement propulsé par WordPress | Thème Radiate par ThemeGrill. Traduit par Wp Trads