
MAHANDRASA, HO AVY NY TOMPO
Jaona 11 : 47-53
Ny fitoriana ny Filazantsara :
1- Natao ho an’ny olona rehetra
«…Fa satria mpisoronabe tamin’izany taona izany izy, dia naminany fa Jesoa ho faty hamonjy ny firenena; » (and. 51)
Kaiafa mpisoronabe dia iray amin’ireo mpikambana tao amin’ny Synedriona., Natahotra ny Romana noho ny fanarahan’ny olona an’i Jesoa. Nivory ny Synedriona, I Kaiafa kosa nilaza fa i Jesoa no mpamonjy ny firenena rehetra...hamaky ny tohiny
Ping : viagra 50mg coupon