SEKOLY ALAHADY / École du Dimanche

Ny sampana Sekoly Alahady dia mikolokolo sy manabe amin’ny fahaizana ny Baiboly sy ny fivelomana amin’ny Tenin’Andriamanitra.

Tamin’ny Alahady 13 oktobra 2013 no tafatsangana ny sampana Sekoly Alahady eto amin’ny fiangonana FJKM Rennes Laval noho ny fitahian’Andriamanitra.

BIRAO / BUREAU

 
Présidente : Madame RATODIARIVONY Michaëlle
 
Secrétaire : Madame RAMIANDRISOA Koloina

 
Secrétaire financière : Madame LEREVEREND Amandine
Trésorière : Madame RAKOTOVAZAHA Vonjy

Amin’izao fotoana izao dia misy ankizy 12 ato amin’ny SA :

  • Sokajy Bitika
  • Sokajy Zaza Niveau 2
  • Sokajy Ankizy Niveau 4
  • Sokajy Zatovo Niveau 5 sy Niveau 7

Isaky ny fanompoam-pivavahana dia :

– Misy ny 5 minitran’ny SA izay iandreketan’ireo mpampianatra

– Aorian’ny fanompoam-pivavahana dia manao ny fampianarana lesona ireo mpampianatra
( ~30 min)

– Ny tolakandro aorian’ny sakafo no misy ny fianaran-kira, na coloriage, na tao-zavatra na hafa…..(~1h)

Rehefa fotoan-dehibe na fotoana manokana:

– Ny ankizy dia efa ampianarina mandray anjara amin’ny vavaka sy famakian-teny mandritra ny fanompoam-pivavahana

– Amin’ny vokatra SA dia manolotra fanomezana izay efa nomanin’izy ireo ho an’ny ray aman-dreny noho ny fetin’ny ray sy ny reny ny ankizy.

– Isaky ny krismasy dia manao ny hazo noely ny ankizy : hira, tsianjery, scénette…

Ireo mpampianatra Sekoly Alahady

  • Ramatoa Andriamanantsilavo Lalaina
  • Ramatoakely Iriantsoa Ranto Victoria
  • Ramatoa Lerévérend Amandine
  • Ramatoakely Ramahandry Tsanta
  • Ramatoa Ratodiarivony Michaëlle