NY FAHEFAN'NY TENIN'ANDRIAMANITRA
SALAMO 119 : 105-112
Ny Tenin’Andriamanitra
1-Fanazavana ny làlan’ny olony (and 105)
Ny fanilo dia karazana fanazavana ary azo ampiasaina hitsilovana ny làlana. Afaka mizotra sy manaraka ny làlana tokony hizorany ny olona iray rehefa mazava ny làlany...hamaky ny tohiny