« Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra ! Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa. » Isaia 45 : 22 « Tournez-vous vers moi, et vous serez sauvés, Vous tous qui êtes aux extrémités de la terre ! Car je suis Dieu, et il n’y en a point d’autre.  » Esaïe 45 : 22

 
 

Am-pitiavana no andraisana anao mitsidika ity tranon-kalan’ny FJKM Rennes Laval ity. Bienvenue sur le site de l’Église FJKM Rennes Laval