SLK / Hommes Chrétiens

Sampana Lehilahy Kristianina

Ny Sampana Lehilahy Kristianina dia iray amin’ny sampana fototra ato amin’ny FJKM. Taorian’ny famangian’ny Birao SLK Synodamparitany VFA 37 tamin’ny Alahady 25 septambra 2016 ny FJKM Rennes Laval,

Dia tafatsangana soa aman-tsara tamin’ny Alahady 11 desambra 2016 ny SLK eto amin’ny fiangonana FJKM Rennes Laval noho ny sitrapon’Andriamanitra.

BIRAO

Filoha : Andriamatoa RANDRIAMASINORO Vonjy Mamy Tahina

Mpitahirivola : Andriamatoa ANDRIAMANANTSILAVO NyRiana

Mpitantsoratry ny vola : Andriamatoa NGUYEN Antonio

 

 Mpitantsoratra : Andriamatoa RABE Mickaël

Ny sampana SLK eto amin’ny FJKM Rennes Laval dia notokanan’ireo Biraon’ny SLK Synodamparitany VFA37 tamin’ny Alahady 16 septambra 2018 tao Laval.