FJKM RENNES LAVAL

Synodamparitany Vatofehizoro Ampitandranomasina faha 37

Aller au contenu
  • ACCUEIL
  • FJKM
    • TANTARAN’NY FJKM
    • Foto-pinoana FJKM / Doctrine
  • FJKM RENNES LAVAL
    • Tantara / Historique
    • Fitokanana / Inauguration
    • BIRAO / BUREAU
  • SAMPANA / BRANCHES
    • Sekoly Alahady/École du Dimanche
    • STK / Jeunes Chrétiens
    • SLK / Hommes Chrétiens
    • DORKASY / DORCAS
    • Sampanasa AFF
  • TENY FIAINANA / SAINTES ÉCRITURES
  • SARY / PHOTOS
  • ROHY / LIENS

Am-pitiavana no andraisana anao mitsidika ity tranon-kalan’ny FJKM Rennes Laval ity. Bienvenue sur le site de l’Église FJKM Rennes Laval

14 août 20182 septembre 2025fjkmrl

« Mijere Ahy, dia ho voavonjy hianareo, ry vazan-tany rehetra ! Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa. » Isaia 45 : 22

 « Tournez-vous vers moi, et vous serez sauvés, Vous tous qui êtes aux extrémités de la terre ! Car je suis Dieu, et il n’y en a point d’autre. » Esaïe 45 : 22

 

Dimanche 5 Octobre 2025 : Culte avec Sainte Cène à Rennes à 11h

12 novembre 201430 septembre 2025fjkmrl

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

amin’ny 11 ora maraina

 19 boulevard Marbeuf

35000 RENNES

Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

145 Commentaires

Dimanche 12 Octobre 2025 : Culte « Jubilé de retraite de Pasteure RAZAFIMBOLOLONAHARIZAKA Willy » à Laval à 11h

12 novembre 201430 septembre 2025fjkmrl

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

Jobily fisotroan-dronono

Mpitandrina RAZAFIMBOLOLONAHARIZAKA Willy

amin’ny 11 ora maraina

 Saint Paul

53000 LAVAL

Arahina sakafom-pirahalahiana

14 Commentaires

Dimanche 19 Octobre 2025 : Culte « Ankatoka » à Rennes à 11h

12 novembre 201430 septembre 2025fjkmrl

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

Ankatoky ny Fandraisana

amin’ny 11 ora maraina

 19 boulevard Marbeuf

35000 RENNES

Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

1 Commentaire

Dimanche 26 Octobre 2025 : Culte avec Sainte Cène à Vannes à 15h

11 novembre 201430 septembre 2025fjkmrl

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

 Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

3 ora tolakandro 

28 Rue du 8 Mai 1945

56000 Vannes

arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahaliana

 

 

STK FJKM RENNES LAVAL

11 novembre 20148 mai 2025fjkmrl

1 Commentaire

Synodamparitany Vatofehizoro
Ampitandranomasina faha 37

let-us-pursue-peace

MAMORIA VOKATRA HO AN'NY TOMPO

Jaona 4 : 46-54

Lesona telo ny amin’ny finoana:

1. Tandremo sao tsy mino raha tsy mahita.

Henoy ny tenin’ i Jesoa hoe: « Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo, dia tsy mba hety hino mihitsy. » (and.48) Fampitandremana mbola tsy lany andro mihitsy izany, fa mainka koa aza marina amin’izao androntsika ankehitriny izao !...hamaky ny tohiny

TSY HO ELA...AZA HADINO

Dimanche 12 Octobre 2025 : Place Saint Paul 53000 LAVAL

  • 11 ora : Fanompoam-pivavahana "Jobily fisotroan-dronono Mpitandrina RAZAFIMBOLOLONAHARIZAKA Willy"
  • arahina sakafom-pirahalahiana

Samedi 18 Octobre 2025 : Espace Corail 7 rue de la tour d'Avergne 53000 VILLIERS CHARLEMAGNE

  • 6 ora 30 hariva : Voka-dehibe faharoa "Concert Joseph d'Af" 
  • hisy fivarotana barquettes

Dimanche 19 Octobre 2025 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES

  • 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 11 ora : Fanompoam-pivavahana  Ankatoky ny Fandraisana
  • arahina sakafom-pirahalahiana

Dimanche 19 Octobre 2025 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES

  • 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 11 ora : Fanompoam-pivavahana  Ankatoky ny Fandraisana
  • arahina sakafom-pirahalahiana

Dimanche 26 Octobre 2025 : 28 rue du 8 mai 1945 56000 VANNES

  • 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
  • 3 ora : Fanompoam-pivavahana  Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 
  • arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana

 

Fièrement propulsé par WordPress | Thème Radiate par ThemeGrill. Traduit par Wp Trads