Dimanche 1 Mars 2026 : Culte « VOKA-DEHIBE » avec Sainte Cène à Rennes à 11h

FANOMPOAM-PIVAVAHANA

VOKA-DEHIBE

Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

Manentana antsika amin’ny fanolorana valopy sy fanateram-bokatra atao lavanty

amin’ny 11 ora maraina

 19 boulevard Marbeuf

35000 RENNES

Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana