FJKM RENNES LAVAL

Synodamparitany Vatofehizoro Ampitandranomasina faha 37

Aller au contenu
  • ACCUEIL
  • HAFATRY NY MPITANDRINA / MOTS DU PASTEUR
  • FJKM
    • TANTARAN’NY FJKM
    • Foto-pinoana FJKM / Doctrine
  • FJKM RENNES LAVAL
    • Tantara / Historique
    • Fitokanana / Inauguration
    • BIRAO / BUREAU
  • TENY FIAINANA / SAINTES ÉCRITURES
  • FITAIZAM-PANAHY
  • SAMPANA / BRANCHES
    • Sekoly Alahady/École du Dimanche
    • STK / Jeunes Chrétiens
    • SLK / Hommes Chrétiens
    • DORKASY / DORCAS
    • Sampanasa AFF
    • FiMpi-Z
  • SARY / PHOTOS
  • ROHY / LIENS

Alahady 08 Febroary 2026, Laval

23 décembre 202511 février 2026fjkmrl

Navigation Article

← Am-pitiavana no andraisana anao mitsidika ity tranon-kalan’ny FJKM Rennes Laval ity. Bienvenue sur le site de l’Église FJKM Rennes Laval

Synodamparitany Vatofehizoro
Ampitandranomasina faha 37

let-us-pursue-peace

MAMPAHAFANTATRA NY ASAN'NY TOMPO NY SORATRA MASINA

Eksodosy 7 : 14-24

Miteny sy manafatra mandrakariva ny Soratra Masina

1- Aza manamafy fo (and14)

"Efa mafy ny fon’i Farao, ka manda tsy handefa ny olona izy" hoy i Jehovah tamin’i Mosesy. Maneho amintsika izany fa tsy miafina amin’i Jehovah ny toe-po ao anaty tsy miloaka. Ny hevitry ny hoe mafy fo eto dia hoe tsy te hahalala izay lazain’Andriamanitra any fa miziriziry amin’ny hevi-disony fotsiny izao...hamaky ny tohiny

TSY HO ELA...AZA HADINO

Dimanche 1 Mars 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES

  • 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 11 ora : Fanompoam-pivavahana "VOKA-DEHIBE" Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 
  • Manentana antsika amin'ny fanolorana valopy sy fanateram-bokatra atao lavanty
  • arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

Dimanche 8 Mars 2026 : Place Saint Paul 53000 LAVAL

  • 9 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 10 ora : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 
  • arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

Dimanche 15 Mars 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES

  • 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 11 ora : Fanompoam-pivavahana 
  • Manentana antsika amin'ny fanolorana valopy sy fanateram-bokatra atao lavanty
  • arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana

Dimanche 22 Mars 2026 : 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT

  • 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
  • 3 ora : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 
  • arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana 

Dimanche 29 Mars 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES

  • 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
  • 11 ora : Fanompoam-pivavahana "Asa sy Fampaherezana"
  • Manentana antsika amin'ny fanolorana valopy sy fanateram-bokatra atao lavanty
  • arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Fièrement propulsé par WordPress | Thème Radiate par ThemeGrill. Traduit par Wp Trads