MIHAVAO AO AMIN'NY TOMPO NY MPINO
Efesiana 2 : 1-10
Andriamanitra manangana ny olona amin’ny maty
1. Mamindra fo amin’ny mpanota
« Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin’ny famindram-po, noho ny halehiben’ny fitiavany… » (And. 4) Fony tsy mbola tao amin’i Kristy ny olona, dia nandeha araka ny filan’ny nofony, izany hoe nanao izay nahafinaritra azy, na dia mifanohitra amin’ny sitrapon’ Andriamanitra aza izany...hamaky ny tohiny