MANORINA NY FANEKENY NY TOMPO
Asan’ny Apostoly 13. 44-48
Ho an’ny olona rehetra ny Tenin’Andriamanitra
Izao no voasoratra eto hoe « tafangona avokoa ny tao an-tanàna rehetra hihaino ny tenin’Andriamanitra ». Tena zava-dehibe tokoa izany fiangonan’ny olona rehetra izany, mba hihaino ny Tenin’ Andriamanitra...hamaky ny tohiny