
MAHEFA NY ZAVATRA REHETRA NY TOMPO
SALAMO 111 : 1-10
1- Mendrika hoderaina Izy
Ity Salamo ity dia tononkalo voarindra sy voalamina mba ho fiderana sy hanehoana ny hatsaran’Ilay Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra. Ny teny hoe: « Haleloia » dia midika hoe: « Miderà an’i Jehovah ». Taomina isika mba hidera Azy. Mihoatra noho izay fahatakaran’ny sain’olombelona ny fisainany...hamaky ny tohiny
Ping : viagra 50mg coupon