Dimanche 19 Avril 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana Fitsidihan'ny DORKASY SP37
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 26 Avril 2026 : 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT
- 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
- 3 ora : Fanompoam-pivavahana FANDRAISANA NY FANASAN'NY TOMPO
- arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana