Dimanche 1 Mars 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana "VOKA-DEHIBE" Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- Manentana antsika amin'ny fanolorana valopy sy fanateram-bokatra atao lavanty
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 8 Mars 2026 : Place Saint Paul 53000 LAVAL
- 9 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 10 ora : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 15 Mars 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana
- Manentana antsika amin'ny fanolorana valopy sy fanateram-bokatra atao lavanty
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 22 Mars 2026 : 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT
- 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
- 3 ora : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana
Dimanche 29 Mars 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana "Asa sy Fampaherezana"
- Manentana antsika amin'ny fanolorana valopy sy fanateram-bokatra atao lavanty
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana