Dimanche 22 Mars 2026 : 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT
- 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
- 3 ora : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana
Dimanche 29 Mars 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana "Asa sy Fampaherezana"
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana