DORKASY / DORCAS

 » Fa Kristy no Fihavanantsika  »  Efesiana 2 : 14

Tamin’ny Alahady 22 oktobra 2017 no tafatsangana ny sampana Dorkasy eto amin’ny fiangonana FJKM Rennes Laval noho ny sitrapon’Andriamanitra.

BIRAO

Filoha :

Mpitantsoratra :

Mpitantsoratry ny vola :

Mpitahiry vola :Ramatoa LEREVEREND Amandine

Birao Dorkasy Synodamparitany VFA37  teto amin’ny fiangonana FJKM Rennes Laval ny Alahady 10 jona 2018.