Dimanche 18 mai 2025 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina Fianaran-kira
- 11 ora maraina Fanompoam-pivavahana Ankatoky ny Fandraisana, arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 25 mai 2025 : 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT
- 2 ora 30 tolakandro Fianaran-kira
- 3 ora tolakandro Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo, arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana