Dimanche 13 juillet 2025 : Place Saint Paul 53000 LAVAL
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana, arahina sakafom-pirahalahiana
Dimanche 20 juillet 2025 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana, Ankatoka, arahina sakafom-pirahalahiana
Dimanche 27 juillet 2025 : 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT
- 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
- 3 ora : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo, arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana