Dimanche 9 Novembre 2025 : Pace Saint Paul 53000 LAVAL
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana
- arahina sakafom-pirahalahiana
Dimanche 16 Novembre 2025 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana Ankatoky ny Fandraisana
- arahina sakafom-pirahalahiana
Dimanche 23 Octobre 2025 : 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT
- 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
- 3 ora : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana
Dimanche 30 Novembre 2025 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana
- arahina sakafom-pirahalahiana