Dimanche 5 juin 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 10 ora sy sasany maraina, arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana.
Dimanche 11 juin 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo Place Saint Paul 53000 LAVAL amin'ny 10 ora sy sasany maraina, arahina sakafom-pirahalahiana.
Dimanche 18 juin 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Alahadin'ny STK Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 10 ora sy sasany maraina, arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana.
Dimanche 25 juin 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Place Saint Paul 53000 LAVAL amin'ny 10 ora sy sasany maraina, arahina sakafom-pirahalahiana.