Dimanche 8 Novembre 2026 : Place Saint Paul 53000 LAVAL
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora maraina: Fanompoam-pivavahana Asa sy Fampaherezana
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 15 Novembre 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora maraina: Fanompoam-pivavahana
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 22 Novembre 2026 : 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT
- 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
- 3 ora tolakandro : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana
Dimanche 29 Novembre 2026 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora maraina: Fanompoam-pivavahana
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana