Dimanche 12 mai 2024 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA "Alahadin'ny SLK" Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo Place Saint Paul 53000 LAVAL amin'ny 11 ora maraina, arahina SAKAFOM-PIFALIANA atolotry ny SLK Rennes-Laval ny rehetra.
Dimanche 19 mai 2024 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA PENTEKOSTA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 11 ora maraina, arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana.
Dimanche 26 mai 2024 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro, arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana.