{"id":60,"date":"2014-11-16T10:01:49","date_gmt":"2014-11-16T10:01:49","guid":{"rendered":"http:\/\/fjkmrenneslaval.com\/?page_id=60"},"modified":"2026-10-02T09:46:06","modified_gmt":"2026-10-02T09:46:06","slug":"teny-fiainana","status":"publish","type":"page","link":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/teny-fiainana\/","title":{"rendered":"TENY FIAINANA \/ SAINTES \u00c9CRITURES"},"content":{"rendered":"\n<h2 class=\"has-text-align-center has-white-color has-vivid-red-background-color has-text-color has-background has-link-color wp-elements-9f62dfc0f5ff0060342feaabc41ca4f7\">\u00a0<\/h2>\n<div class=\"mb-3\">\n<h1 style=\"text-align: center;\"><span style=\"color: #ffffff; background-color: #ff0000;\">MIVAVAHA MANDRAKARIVA<\/span><\/h1>\n<p><span style=\"color: #ff0000;\">Manoloana ny ady atrehina dia<\/span><\/p>\n<p><span style=\"color: #ff0000;\">1. Itafio avokoa ireo fiadiana nomen\u2019ny Tompo (and 11-17)<\/span><\/p>\n<p>\u00ab Tafio avokoa ny fiadian\u2019Andriamanitra \u00bb (and 11a).<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Ireto avy izany: ny fahamarinana ho fehin-kibo, izany hoe miaina amin\u2019ny fahitsiana sy ny fahamarinana, manao ny rariny ho fiarovan-tratra, ny Filazantsara ho kiraro, izany hoe ho vonona mandrakariva hitory sy hiaina ny Filazantsara, ny finoana ho ampinga ka izan\u00fd no hanoherana ny zana-tsipika mirehitra ataon\u2019i Satana toy ny fisalasalana sy ny tahotra, ny famonjena ho fiarovan-doha, ny Tenin\u2019Andriamanitra ho sabatry ny fanahy. Izany no fitaovam-piadiana enti-manafika sy mandresy ny fahavalo. Ny fitafiana ireo rehetra ireo no antoka handresen\u2019ny Kristiana. Ho ahy sy ho anao, tsy ampy ny manana finoana fotsiny fa ampiasao ireo fiadiana rehetra ireo.<\/p>\n<p><span style=\"color: #ff0000;\">2. Mivavaha mandrakariva (and 18)<\/span><\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Ampirisihin\u2019i Paoly ireo Kristiana mba hivavaka mandrakariva ao amin\u2019ny Fanahy. Ny vavaka no mampifandray ny mpino amin\u2019Andriamanitra, sy hahafahan\u2019ny mpino misaotra, mifona sy mibebaka, mangataka izay iriany amin\u2019Andriamanitra. Amin\u2019 izany no hahazoana mangataka hery iatrehany ny ady. Ny fotoana izay hanatanterahana izany dia \u00ab mandrakariva \u00bb. Ny Kristiana tsy manana fiainam-bavaka dia mety ho resy amin\u2019ny ady ka ho azon\u2019ny fanangolen\u2019ilay ratsy. Ho ahy sy ho anao, mivavaha mandrakariva ka aza mitsahatra.<\/p>\n<p><em>Foibe Sampana Sekoly Alahady<\/em><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n\n\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\u00a0 MIVAVAHA MANDRAKARIVA Manoloana ny ady atrehina dia 1. Itafio avokoa ireo fiadiana nomen\u2019ny Tompo (and 11-17) \u00ab Tafio avokoa ny fiadian\u2019Andriamanitra \u00bb (and 11a). Ireto avy izany: ny fahamarinana ho fehin-kibo, izany hoe miaina amin\u2019ny fahitsiana sy ny fahamarinana, manao ny rariny ho fiarovan-tratra, ny Filazantsara ho kiraro, izany hoe ho vonona mandrakariva hitory [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":2639,"parent":0,"menu_order":0,"comment_status":"closed","ping_status":"open","template":"","meta":{"footnotes":""},"class_list":["post-60","page","type-page","status-publish","has-post-thumbnail","hentry"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/60","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/pages"}],"about":[{"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/types\/page"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=60"}],"version-history":[{"count":244,"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/60\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3717,"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/60\/revisions\/3717"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/media\/2639"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/fjkmrenneslaval.com\/sp-vfa37\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=60"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}