Dimanche 21 Décembre 2025 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 25 Décembre 2025 : 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES
- 10 ora 30 maraina : Fianaran-kira
- 11 ora : Fanompoam-pivavahana KRISMASY Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 28 Décembre 2025 : 28 Rue du 8 Mai 1945, 56000 Vannes
- 2 ora 30 tolakandro : Fianaran-kira
- 3 ora : Fanompoam-pivavahana Alahadin'ny SEFALA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana