Dimanche 3 Décembre 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA "SEKOLY ALAHADY" 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 10 ora sy sasany maraina, arahina fiarahana sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 10 Décembre 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo Place Saint Paul 53000 LAVAL amin'ny 10 ora sy sasany maraina, arahina fiarahana sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Dimanche 17 Décembre 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 10 ora sy sasany maraina, arahina fiarahana sakafom-pirahalahiana hifampizarana
Lundi 25 Décembre 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA "KRISMASY" Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 10 ora sy sasany maraina, arahina fiarahana sakafom-pirahalahiana hifampizarana