Dimanche 5 février 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 10 ora sy sasany maraina, Arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana
Dimanche 12 février 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Place Saint Paul 53000 LAVAL amin'ny 10 ora sy sasany maraina, Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana.
Dimanche 19 février 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 10 ora sy sasany maraina, Arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana
Dimanche 26 février 2023 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo Place Saint Paul 53000 LAVAL amin'ny 10 ora sy sasany maraina, Arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana.