Dimanche 14 aprily 2024 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA "Alahadin'ny DORKASY" Place Saint Paul 53000 LAVAL amin'ny 11 ora maraina, arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana.
Dimanche 21 aprily 2024 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 11 ora maraina, Fifidianana Biraon'ny Fiangonana arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana.
Dimanche 28 aprily 2024 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Place Saint Paul 53000 LAVAL amin'ny 11 ora maraina, arahina sakafom-pirahalahiana hifampizarana.