Dimanche 8 décembre 2019 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny fanasan'ny Tompo tarihan'ny Mpitandrina Rabearison Hanta Lalasoa amin’ny 10 ora sy sasany maraina, 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES, arahina sakafom-pirahalahiana.
Dimanche 15 décembre 2019 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny fanasan'ny Tompo tarihan'ny Mpitandrina Rabearison Hanta Lalasoa amin’ny 12 ora sy sasany atoandro, 21 rue Cheverus 53000 LAVAL
Dimanche 22 décembre 2019 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA amin’ny 10 ora sy sasany maraina, 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES, arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana.
Mercredi 25 décembre 2019 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA KRISMASY Fandraisana ny fanasan'ny Tompo tarihan'ny Mpitandrina Rabearison Hanta Lalasoa amin’ny 10 ora sy sasany maraina, 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES, arahina sakafom-pirahalahiana.