Dimanche 24 mars 2024 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA 23 boulevard de l'eau courante 56100 LORIENT amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro, arahina fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana
Dimanche 31 mars 2024 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA "PASKA" Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo 19 boulevard Marbeuf 35000 RENNES amin'ny 11 ora maraina, arahina sakafom-pirahalahiana