» Fa Kristy no Fihavanantsika » Efesiana 2:14
Tamin’ny Alahady 22 oktobra 2017 no tafatsangana ny sampana Dorkasy eto amin’ny fiangonana FJKM Rennes Laval noho ny sitrapon’Andriamanitra.
![]() |
![]() |
![]() |
BIRAO
![]() Filoha : Ramatoa LERICH Bako |
![]() Filoha mpanampy : Ramatoa RAKOTOVAZAHA Tiana |
Mpitantsoratra voalohany : Ramatoakely RANDRIANTSILEFITRA Niry |
![]() Mpitantsoratra faharoa : Ramatoa KERDILES Vola |
Mpitahiry vola : Ramatoa JONES Riana |
![]() Mpitantsoratry ny vola : Ramatoa LEREVEREND Amandine |
![]() Ramatoa RABENITANY Tiana |
![]() Mpanolontsaina faharoa : Ramatoa RATODIARIVONY Michaëlle |
Birao Dorkasy Synodamparitany VFA37 teto amin’ny fiangonana FJKM Rennes Laval ny Alahady 10 jona 2018.
![]() |
![]() |
![]() |