FJKM RENNES LAVAL

Synodamparitany Vatofehizoro Ampitandranomasina faha 37

Aller au contenu
  • ACCUEIL
  • FJKM
    • TANTARAN’NY FJKM
    • Foto-pinoana FJKM / Doctrine
  • FJKM RENNES LAVAL
    • Fitokanana / Inauguration
    • BIRAO / BUREAU
  • SAMPANA / SECTIONS
    • SEKOLY ALAHADY / École du Dimanche
    • STK / Jeunes Chrétiens
    • SLK / Hommes Chrétiens
    • DORKASY / DORCAS
  • TENY FIAINANA / SAINTES ÉCRITURES
  • SARY / PHOTOS
  • ROHY / LIENS
  • HIFANORATRA / CONTACT

Mercredi 25 décembre 2019

14 novembre 201424 novembre 2019fjkmrl

Navigation Article

← STK Rennes Laval « Mamelà ny Nosinay »
Dimanche 22 décembre 2019 →

Synodamparitany Vatofehizoro
Ampitandranomasina faha 37

let-us-pursue-peace

Ny Teninao no Fahamarinana

Fandalinana ny Boky JEREMIA

Jeremia 44.24-30/45.1-5

Teny hentitra tsy misy vazivazy ireto :

1-Indro…hahatonga loza fa tsy soa (44.27)

Miantefa amin’ireo mafy sofina sy tia mifamaly amin’ Andriamanitra izany. Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy, fa fandringanana no anjarany...hamaky ny tohiny

TSY HO ELA...AZA HADINO

Dimanche 8 décembre 2019 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny fanasan'ny Tompo tarihan'ny Mpitandrina Rabearison Hanta Lalasoa amin’ny 10 ora sy sasany maraina, 19 boulevard Marbeuf  35000 RENNES, arahina  sakafom-pirahalahiana.

Dimanche 15 décembre 2019 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA Fandraisana ny fanasan'ny Tompo tarihan'ny Mpitandrina Rabearison Hanta Lalasoa amin’ny 12 ora sy sasany atoandro, 21 rue Cheverus 53000 LAVAL

Dimanche 22 décembre 2019 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA  amin’ny 10 ora sy sasany maraina, 19 boulevard Marbeuf  35000 RENNES, arahina  fiarahana miala hetaheta am-pirahalahiana.

Mercredi 25 décembre 2019 - FANOMPOAM-PIVAVAHANA KRISMASY Fandraisana ny fanasan'ny Tompo tarihan'ny Mpitandrina Rabearison Hanta Lalasoa amin’ny 10 ora sy sasany maraina, 19 boulevard Marbeuf  35000 RENNES, arahina  sakafom-pirahalahiana.

Fièrement propulsé par WordPress | Thème Radiate par ThemeGrill. Traduit par Wp Trads